Jejoo, le quotidien des femmes
Jejoo

En vente actuellement 23/02/2018


A la une

10 andro dia mihena ny kibo… Manoro hevitra ny « nutritioniste »

23/02/2018

Avy amin’ireo faritra rehetra amin’ny vatana ihany ny tavy miandrona ao amin’ny kibo. Araka izany, raha te hampihena io faritra io dia tsara arahina ireto torohevitra 6 atolotry ny « nutrioniste » ireto.

 Lire la suite...

People

1. Niverina niresaka mahakasika ny fotoana niterahany i Serena Williams,

23/02/2018

ilay tompondaka eran-tany amin’ny lalao « tennis ». Tsy maintsy nodidiana tampoka mantsy izy tamin’io fotoana niterahany an’i Olympia, zanany voalohany io, ny 17 septambra 2017.

Lire la suite...

Love

Mpivady mahay miady, mampaharitra ny tokantrano

23/02/2018

Na dia lalina aza ny fifankatiavana dia tsy maintsy misy foana ny ady sy fifandirana eo amin’ny mpivady sy ny mpifankatia. Miankina amin’ny fomba fanehoana ny hevitra kosa anefa ny hahatonga ny ady ho mora aravona na tsia.

Lire la suite...

Sakafo

Marigôzy : Legioma misoroka diabeta…izao ikarakarana azy

23/02/2018

Betsaka ny marigôzy eny an-tsena, fa maro no mbola tsy nahandro azy. Mampiavaka azy ny tsirony somary mangidy.

Lire la suite...

Shopping

Shopping Lingerie

23/02/2018

1- Culotte à effet ventre plat : 36. 000 Ar, Marquise exquise Akoor Digue, 1er étage 2- Ensemble invisible : 70. 000 Ar, Marquise exquise Akoor Digue, 1er étage

Lire la suite...

Beauté

Manasa tarehy amin’ny rano mafana, mety ve?

23/02/2018

Fihetsika tsy azo dinganina, ka tokony atao maraina sy hariva, ny fanadiovana tarehy. Tandremo anefa fa na manao izany ho fahazarana aza ianao, kanefa tsy mahay ny fitsipika tokony arahina momba izany, dia ho simba ihany ny tarehinao. Ireto izany fitsipika izany :

Lire la suite...

Manerantany

Vehivavy 46 taona, tratra niray ara-nofo tamin’ny zazalahy 13 taona !

23/02/2018

Tratran’ny mpitandro ny filaminana nanao firaisana ara-nofo tao anaty fiara, tamina tovolahikely vao 13 taona, ny vehivavy iray 46 taona, tany avaratr’i Brezila.

Lire la suite...

Novonoiny ny zanany fa nahafaty zandary tsy nahy…

23/02/2018

Nandona zandary iray nitaingina moto, tamin’ny fiara nentiny, i Théo, zazalahy 15 taona, monina ao Gironde Frantsa. Namoy ny ainy vokatr’izany ilay zandary.

Lire la suite...

Naverina amin’ilay lehilahy japoney avokoa ny zanany 13 isa, nesorina taminy

23/02/2018

Naverin’ny fitsarana ao Thailande amin’i Mitsiutoki Shigeta, lehilahy mpanefoefo japoney avokoa, ny zanany 13 isa, izay nanakaramany vehivavy mpampanofa kibo avy ao Thaïlande ny fitondrana azy ireo am-bohoka. Raha tsiahivina dia tratra tao amin’ny trano iray nampanofain’i Mitsutoki Shigeta, ny vehivavy 13 sy ny zanany vao teraka avy, tamin’ny taona 2014.

Lire la suite...

Conseils

Mahay vava be mihitsy ny vadiko. Miezaka ihany aho ny tsy mamaly azy, mba hisorohana ny ady, nefa vao mainka izy manararaotra. Inona no tokony ataoko fa tena tsy zakako intsony ny vavany ?

23/02/2018

Ilaina dia ilaina tokoa ny fandeferana ao an-tokantrano. Tafiditra ao anatin’izany ny fahaizana mangina, rehefa mitroatra sy mivazavaza ny an-daniny. Ny fahanginanao tsy mamaly anefa, dia mety horaisiny ho tsy firaharahiana azy, ka vao mainka izy tezitra.

Lire la suite...

Zoma mafinaritra

· ZOMA

23/02/2018

Piment Café : « Mozika Odiaina » miaraka amin’i Olombelo Ricky, manomboka amin’ny 9 ora alina Paf : 20.000Ar

Lire la suite...

Diététique

Mahay misakafo…mba ho salama

23/02/2018

Amporisihina foana isika mba hahay handanjalanja ny sakafo hanintsika. Mora am-pitenenana anefa izany, fa sarotra tanterahina ! Ity torohevitra manaraka ity àry no hanampy anao amin’izany.

Lire la suite...

Citation

« Il n’est pas nécessaire d’éteindre la lumière de l’autre pour que brille la nôtre » Gandhi

23/02/2018

Fampianarana lehibe ho antsika olombelona mihitsy ity ampitain’i Ghandi amin’ny alalan’ny fehezanteny tsotra ity.

Lire la suite...

Copyright 2009 Jejoo